Fakotôry
@fakotory
Nous créons une communauté d'éco-citoyens responsables pour un Madagascar durable. Join us ! ig :
MadagascarJoined March 2019
Fakotôry’s Tweets
Buy One, Give One!
♻️Mamokatra #ProduitsRecyclés afaka jifain'ny be sy ny maro ihany koa #Fakotôry
🇲🇬Ho famatsiana ny fanamboarana ireo #KitapoVaovao ho zaraina mpianatra eny
--
1
3
5
Show this thread
Miezaka hatrany izahay mizara ireo fomba ahafahantsika #Malagasy rehetra manatratra io tanjonay io.
✅Ho antoky ny fahasalamantsika
✅Hananantsika tontolo madio sy mahate honina
#NoSingleUsePlastic #StopWaste #ZeroWaste #ZeroWasteMadagascar #CollecteDéchets
3
2
Show this thread
✅Prenons soin de notre environnement!
✅Arrêtons d'utiliser des produits jetables, de tout jeter, et de tout polluer!
💡Ne jeter plus vos #déchetsplastiques n'importe où!
--
♻️ Tanjon'ny #Fakotôry ny manena ny fako eto #Madagasikara
1
2
3
Show this thread
😎Vous n'avez pas pu #refuser d'acheter de boisson en bouteille plastique ?
🤔Ensuite, vous ne savez pas quoi faire de vos déchets ?#BouteillesPastique
💡 Echangez 10 bouteilles plastiques 1,5l # contre # 1l de liquide vaisselle
▶ Appelez le +261 33 71 237 31 pour l'échange.
5
21
30
Show this thread
⚠Eh! Fantatrareo ve?
▶Isika #olombelona no vahaolana ny tontolo iainana!
Satria isika ihany no manimba azy
--
Amin'ny fomba ahoana?
✅Ry tompon'andraikitra isan-tsokajiny : atsaharo ny fampidirana #fako sy #plastika eto an-toerana
1
2
Show this thread
▶Manajanona doro ala, na dia mety ahazoana tombotsoa manokana aza
▶Mitsitsy rano, mitsitsy angovo ...
Betsaka ny azo atao! Miandry ny tsirairay fotsiny hanatanteraka!
#ZeroWasteMadagascar #Fakotôry
Show this thread
😢 Izany ve no antony hamotehantsika an'i Madagasikara sy ny tontolony?
-
✅Mba hevero ihany!!!
▶️ATSAHARO, fa tsy mitondra soa ho anao, sady mamotika ny hafa sy ny taranaka!
⛔️ #DoroAla #Dorotanety #FeudeBrousse #Fako #FakoPlastika ⛔️
#ZeroWaste #ZeroWasteMadagascar #Fakotôry
1
1
Show this thread
Inona koa no hevitra mety hampadio an'i Madagasikara ho anao?
#Fakotôry #ZeroWaste #ZeroWasteMadagascar #Zérodéchet
2
Show this thread
🇲🇬#MadioGasikara raha toa ka :
✅ Akora natoraly, mora levona #biodégradable, ... no ampiasaintsika bebe kokoa @andavanandro
✅ Manjifa ny #VitaMalagasy isika
✅ Tsy mampiasa fonosana plastika intsony ny mpivarotra sy ny mpanjifa rehetra
...
1
1
3
Show this thread
Misaotra antsika rehetra hatrany manohana sy miara-misalahy ny tontolo iainana ary mandray anjara amin'ny fanabeazana sy fampitaovana ireo mpianatry ny EPP.
#BuyOne_GiveOne #ZeroWasteMadagascar #ZeroWaste #Recyclage
1
1
Show this thread
✅Ireo manjifa vokatra #recyclé voahodin'i #Fakotôry toa ny orinasa eTech sy ny fikambanana #Tamberina sy ny mpiasa ao anivon'ny orinasa, ka :
💯 sady mamatsy ny fanamboarana kitapo vaovao
💯 no manome asa ireo olona sahirana manodina ireo "jeans" ho "kitapo vaovao"
--
1
1
1
Show this thread
#BuyOne recycled product for you & #GiveOne "kitapo vaovao" for pupils
✨MISAOTRA✨
✅Ireo tsy manary #JeansTota fa manome izany ahodina ho #KitapoVaovao
1
1
7
Show this thread
Raha samy manao #ZavatraKely any misy azy avy isika, dia tsy maintsy hiova i Madagasikara 😉
#Solidaire #Education #ZeroWasteEducation #ZeroWaste #ZeroWasteMadagascar #Fakotôry
Show this thread
🌱 Ny fiarovana ny #TontoloIainana dia tsy mitondra vokatra ho ahy irery, na ho anao irery
✅ Fa ho antsika rehetra sy ho an'ny taranaka.
Ny ohatra #tsara ataontsika dia isan'ny #fanentanana ny manodidina hanao toy izany koa.
--
2
1
4
Show this thread
✅ Izay vitanao, na heverinao fa kely aza, hampihena ny famokarana CO2 dia tanterao.
✅ Manena fako, Mampiasa fitaterana tsy mamoaka entona 👣🚴, Mamboly hazo, Manena ny fandaniana herinaratra, rano, ...
#ChangementClimatique #ClimateChange #ZeroWasteMadagascar #Fakotôry
Show this thread
🤔 Fa maninona no miova ny #toetrandro?
⚠️Satria be loatra ny entona manafana ny tany #CO2 vokarintsika olombelona!
⚠️Rehefa mitombo ny hafanan'ny tany dia :
🗻🏔⛰ Mitsonika ny ranomandry
🌊🏝🌊 Miakatra ny ahavon'ny ranomasina
1
4
Show this thread
1
7
19
Sady fandraisanao anjara amin'ny #FanenanaFako, #FampitaovanaIreoMpianatra, #FampanananaAsa
⚠️ IZAY TSY MANARY, TSY MANDOTO!
Afaka aterina ao @ #ShopLiantsoa Espace Conquête Antanimena, na ao Antsahavola, na ao Snack Fy-Erenana Antsirabe
#ZeroWasteMadagascar #ZeroWaste
Show this thread
🇲🇬 Fantatrao ve ?
Raha tsy arianao ny #jeans tsy anaovanao intsony na #tota na #rovitra dia afaka omena ny fikambanana #Fakotôry ahodiny #Recyclage ♻️
✅ Hanomezana asa olona sahirana
✅ Ho #KitapoVaovao zaraina @mpianatry ny EPP
--
#RéductionDeDéchets
1
4
8
Show this thread
⚠️Tadidio anefa fa isika tsirairay dia samy tompon'andraikitra @fahadiovan'ny tontolo.
--
Engageons-nous pour une planète sans déchet ! Aujourd'hui! Et tous les autres jours ...
Parce que nous sommes tous concernés par la dégradation de notre environnement.
#WorldCleanUpDay
1
Show this thread
17 sept. Andro atokana ho #fampahafantarana #fanentanana ny be sy ny maro mba hanadio ny tontolo misy azy tsirairay avy, satria be loatra ny fako, maloto ny tontolo.
✅Mivondrona sy miray hina ireo fikambanana maro #manentana sy #manadio ny tanàna.
1
1
4
Show this thread
✅ Miaro antsika #UV #Ultraviolet #RayonUltraviolet, izay mahatonga aretina toy ny homamiadan'ny hoditra #cancer_de_la_peau raha tsy sakanan'ny couche d'ozone.
⚠️Ankoatry ny loto aterany, dia manimba ny "couche d'ozone" ihany koa ny #plastika
1
Show this thread
📆 16 sept. : Andro manerantany ho an'ny fiarovana ny #CoucheDOzone izay :
✅ Miaro ny zava-manan'aina rehetra eto an-tany
#NoSingleUsePlastic
#ZeroWaste #ZeroWasteMadagascar #Fakotôry
1
2
Show this thread
#GreenClass
🌼 Tsara ny mizara izay mety mahasoa, ahafahan'ny rehetra miara-mivoatra 🍀
#Solidaire #Education #ZeroWasteEducation #ZeroWaste #ZeroWasteMadagascar #Fakotôry
Show this thread
Arrêtons de #surconsommer des #produitsjetables ! C'est mauvais pour l'environnement.
✅ Apportons nos propres contenants!
✅ Refusons le plastique lors de chaque achat !
#ZéroDéchet #ZéroGaspillage #ZeroWaste #ZeroWasteMadagascar #Fakotôry
3
5
Show this thread
⚠ Tandremo anefa fa ny fonosan'ireny sakafo hafarana ireny #BarquettePlastique #CouvertsPlastiques #SachetPlastique dia miteraka fako avokoa, ary manimba ny tontolo iainana!
--
1
Show this thread
Show this thread
mandoto ny rivotra, manimba ny taovam-pisefoana, ny lalan-drà sy ny vatana, miteraka homamiadana, ary isany mahafaty ny 1/3 olona voan'ny AVC. (Loharano : ONU)
--
Nous respirons tous le même air, et une seule atmosphère nous protège et nous fait vivre.
#CleanAirDay #Fakotôry
1
Show this thread
⚠ Ny #FakoPlastika rehefa miparitaka ela eny rehetra eny, dia isany miteraka singa (particules de pollution minuscules et invisibles)
1
1
Show this thread

