Twitter is a free service that lets you keep in touch with people through the exchange of quick, frequent answers to one simple question: What's happening? Join today to start receiving jentilisa's tweets.
Already using Twitter from your phone? Click here.
tsy mendrika fa sady tanan'ila no nitsangana no nanoloran'ny Ambasadera frantsay ny taratasy fanendrena azy tamin'i Andry teny Iavoloha8:23 AM Nov 10thfrom web
67ha Antananarivo #madagascar maty jiro nandritra ny 16 ora. 7ora hariva ka hatramin'ny 11 ora atoandro.3:23 AM Nov 5thfrom web
mandeha province ve ilay tvm misy magro ankorondrano betsabetsak'olona iny? isaorana ihany na izany aza hahitan'ny olona ny mpanatrika e!8:42 AM Oct 31stfrom web
mitondrà karapanondro daholo hoe izay hivoaka alina fa hanao operation goavana ny polisy ô!8:29 AM Oct 31stfrom web